Job 9:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy olona tahaka ahy Izy ka ho azoko valina mba hifanatrehanay eo amin’ny fitsarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy olombelona toa ahy Andriamanitra, ka ho azoko valiana, mba hifanatrehanay eo amin’ny fitsarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy olombelona tahaka ahy Andriamanitra ka ho azoko valiana sy iarahana miseho amin’ny fitsarana.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy olona tahaka ahy Izy ka ho azoko valiana hifanatrehanay amin'ny fitsarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy olona tahaka ahy Izy ka ho azoko valina mba hifanatrehanay eo amin’ny fitsarana.
malagasy
Fa tsy olona tahaka ahy Izy ka ho azoko valiana hifanatrehanay amin'ny fitsarana.