Job 9:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hanaisotra ny tsorakazony amiko Izy ary aoka tsy hampaharaiki-tahotra ahy intsony ny fampitahorana ataony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa aoka hoesoriny amiko ny tsora-kazo, aoka hitsahatra tsy hampivadi-po ahy ny fampitahorany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ho nesoriny tamiko ny karavasin’Andriamanitra ka ho nitsahatra ny fampihorohoroany ahy;
Malagasy Bible 1865
Aoka hanaisotra ny tsorakazony amiko Izy, ary aoka tsy hampahatsiravina ahy ny fampitahorany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hanaisotra ny tsorakazony amiko Izy ary aoka tsy hampaharaiki-tahotra ahy intsony ny fampitahorana ataony!
malagasy
Aoka hanaisotra ny tsorakazony amiko Izy, ary aoka tsy hampahatsiravina ahy ny fampitahorany,Dia hiteny aho ka tsy hatahotra Azy; Fa fantatro fa tsy hatahotra foana aho.