Job 9:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hiteny aho ka tsy hatahotra Azy satria ho fantatro fa tsy hatahotra foana aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’izay aho dia hiteny tsy amin-tahotra Azy, Fa raha tsy izany aho dia mba verivery saina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ho niteny aminy tsy amin-tahotra aho. Noho ny toe-javatra tsy toy izany, dia honjohonjoko izaho irery.
Malagasy Bible 1865
Dia hiteny aho ka tsy hatahotra Azy; Fa fantatro fa tsy hatahotra foana aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hiteny aho ka tsy hatahotra Azy satria ho fantatro fa tsy hatahotra foana aho!
malagasy
Dia hiteny aho ka tsy hatahotra Azy; Fa fantatro fa tsy hatahotra foana aho.