Job 9:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamindra tendrombohitra Izy nefa tsy mahalala izany akory ireny. Mamadika azy amin’ny fahatezerany Izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mamindra ny tendrombohitra Izy, ka tsy fantatr’izy ireo, mandrodana ireny amin’ny hatezerany Izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra no mamindra ny tendrombohitra, nefa tsy ampoizin’ireo akory Ilay manova toerana azy amim-pahatezerana.
Malagasy Bible 1865
Izay mamindra tendrombohitra, nefa ireny tsy mahalala akory, izay mamadika azy amin'ny fahatezerany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamindra tendrombohitra Izy nefa tsy mahalala izany akory ireny. Mamadika azy amin’ny fahatezerany Izy,
malagasy
Izay mamindra tendrombohitra, nefa ireny tsy mahalala akory, izay mamadika azy amin'ny fahatezerany,