Job 9:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mampihorohoro ny tany ho afaka amin’ny toerany Izy ka mihozongozona ny andriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
manifikìfika ny tany amin’ny fanorenany Izy, dia mihozongozona ny andriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampihorohoro ny tany Izy ka mihozongozona ny andriny.
Malagasy Bible 1865
Ary mampihorohoro ny tany ho afaka amin'ny fitoerany, ka mihozongozona ny andriny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mampihorohoro ny tany ho afaka amin’ny toerany Izy ka mihozongozona ny andriny.
malagasy
Ary mampihorohoro ny tany ho afaka amin'ny fitoerany, ka mihozongozona ny andriny;