Job 9:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manome teny ny masoandro Izy ka tsy miposaka iny; manisy tombo-kase manafina ny kintana Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandidy ny masoandro Izy, dia tsy miposaka io; asiany tombokase ny kintana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandidy ny masoandro tsy hiposaka Izy ary manidy ny kintana amin’ny fitombo-kase.
Malagasy Bible 1865
Mandidy ny masoandro Izy, ka tsy miposaka iny, ary manisy tombo-kase manafina ny kintana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manome teny ny masoandro Izy ka tsy miposaka iny; manisy tombo-kase manafina ny kintana Izy.
malagasy
Mandidy ny masoandro Izy, ka tsy miposaka iny, ary manisy tombo-kase manafina ny kintana;