Job 9:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy irery ihany no mamelatra ny lanitra sy mandia ny onjan-dranomasina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy irery no mamelatra ny lanitra, mandia ny onjan-dranomasina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamelatra ny lanitra samirery Andriamanitra ary mandeha eny amin’ny onjan-dranomasina.
Malagasy Bible 1865
Sady Izy irery ihany no mamelatra ny lanitra sy mandia ny onjan-dranomasina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy irery ihany no mamelatra ny lanitra sy mandia ny onjan-dranomasina;
malagasy
Sady Izy irery ihany no mamelatra ny lanitra sy mandia ny onjan-dranomasina;