Joel 1:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rava ny saha, misaona ny tany fambolena; fa simba ny vary, ritra ny ranom-boaloboka, maina ny diloilo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Simba ny saha; misaona ny tany, fa levona ny vary, mangaihay ny divay vaovao, reraka ny diloilo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Simba ny saha, misaona ny tany fambolena; satria levona ny vary, maina ny voaloboka ary malazo ny ôliva.
Malagasy Bible 1865
Mariry ny saha, misaona ny tany fambolena; Fa simba ny vary, ritra ny ranom-boaloboka, mihena ny diloilo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rava ny saha, misaona ny tany fambolena; fa simba ny vary, ritra ny ranom-boaloboka, maina ny diloilo.
malagasy
Mariry ny saha, misaona ny tany fambolena; Fa simba ny vary, ritra ny ranom-boaloboka, mihena ny diloilo.[Heb. Malazo]