Joel 1:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho menatra ianareo mpiasa tany; midradradradrà, ianareo mpikarakara ny tanim-boaloboka, noho ireo varimbazaha isan-karazany; fa majifa ny vokatry ny saha,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mangaihaiza, ry mpiasa tany, midradradradrà ry mpamboly voaloboka, noho ny amin’ny vary sy ny orja; satria majifa ny vary hojinjaina any an-tsaha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Malahelova ianareo mpiasa tany, midradradradrà ianareo mpamboly voaloboka; ny amin’ny vary sy ny ôrza, dia levona ny vokatry ny saha.
Malagasy Bible 1865
Aoka ho menatra ianareo mpiasa tany; midradradradrà, ianareo mpamboatra tanim-boaloboka, noho ny vary tritika sy ny vary hordea; Fa majifa ny vokatry ny saha;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho menatra ianareo mpiasa tany; midradradradrà, ianareo mpikarakara ny tanim-boaloboka, noho ireo varimbazaha isan-karazany; fa majifa ny vokatry ny saha,
malagasy
Aoka ho menatra ianareo mpiasa tany; midradradradrà, ianareo mpamboatra tanim-boaloboka, noho ny vary tritika sy ny vary hordea; Fa majifa ny vokatry ny saha;