Joel 1:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
maina ny voaloboka, malazo ny aviavy ary malazo koa ny ampongabendanitra sy ny palma ary ny paoma, dia ny hazo rehetra any an-tsaha; eny, malazo ny fifalian’ny zanak’olombelona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mangaihay ny voaloboka, ary reraka ny aviavy; ny ampongabendanitra mbamin’ny antrendry sy ny paoma, dia ny hazo rehetra any an-tsaha, no efa maina avokoa; menatra ny hafaliana ka nihataka lavitra ny zanak’olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maina ny voaloboka, malazo ny aviavimbazaha; toraka izany koa ny ampongabendanitra sy ny palmie ary ny paoma, dia ny hazo rehetra any an-tsaha. Nihalefy ny fifaliana teo anivon’ny olombelona.
Malagasy Bible 1865
Maina ny voaloboka, malazo ny aviavy, ary malazo koa ny ampongaben-danitra sy ny rofia ary ny poma aza, dia ny hazo rehetra any an-tsaha; Eny, malazo ny fifalian'ny zanak'olombelona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
maina ny voaloboka, malazo ny aviavy ary malazo koa ny ampongabendanitra sy ny palma ary ny paoma, dia ny hazo rehetra any an-tsaha; eny, malazo ny fifalian’ny zanak’olombelona.
malagasy
Maina ny voaloboka, malazo ny aviavy, ary malazo koa ny ampongaben-danitra sy ny rofia ary ny poma aza, dia ny hazo rehetra any an-tsaha; Eny, malazo ny fifalian'ny zanak'olombelona. [palma]