Joel 1:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indrisy ny andro! Fa efa antomotra ny Andron’NY TOMPO ka tahaka ny fandringanana avy amin’ny Tsitoha no fiaviny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka mitaraina amin’i Iaveh hoe: «Indrisy, ity andro ity! Fa efa antomotra ny andron’i Iaveh! Tamy toy ny fandravana avy amin’ny Tsitoha!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indrisy efa antomotra ny andro, dia ny androm-pahatezeran’ny TOMPO izay ho tahaka ny fandringanana avy amin’ilay Andriamanitra Tsitoha.
Malagasy Bible 1865
Indrisy ny andro! Fa efa antomotra ny andron'i Jehovah, ka tahaka ny loza tsy toha avy amin'ny Tsitoha no fihaviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indrisy ny andro! Fa efa antomotra ny Andron’NY TOMPO ka tahaka ny fandringanana avy amin’ny Tsitoha no fiaviny.
malagasy
Indrisy ny andro! Fa efa antomotra ny andron'i Jehovah, ka tahaka ny loza tsy toha avy amin'ny Tsitoha no fihaviny.