Joel 1:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa tsy efa nesorina teo imasontsika va ny hanina, eny, ny fifaliana sy ny faharavoravoana tsy ho ao amin’ny tranon’Andriamanitsika?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy efa noesorina teo imasontsika va ny hanina mbamin’ny fifaliana amam-piravoravoana izay voaesotra tao an-tranon’ny Andriamanitsika?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo imasontsika teo no nanafoanana ny hanintsika; ary lavitry ny tranon’Andriamanitsika ny fifaliana amam-piravoravoantsika?
Malagasy Bible 1865
Moa tsy efa tapaka teo imasontsika va ny hanina, eny, ny fifaliana sy ny faharavoravoana tsy ho ao an-tranon'Andriamanitsika?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa tsy efa nesorina teo imasontsika va ny hanina, eny, ny fifaliana sy ny faharavoravoana tsy ho ao amin’ny tranon’Andriamanitsika?
malagasy
Moa tsy efa tapaka teo imasontsika va ny hanina, eny, ny fifaliana sy ny faharavoravoana tsy ho ao an-tranon'Andriamanitsika?