Joel 1:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Matimaso ao ambanin’ny baingan-tany ny vary nafafy, foana ny sompitra, mirodana ny trano fitahirizam-bary fa nalazo ny vary.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maina tao ambany bainga ny voa nafafy; foana ny sompitra; mirodana ny trano fitahirizana, satria mangaihay ny vary.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maina tao ambanin’ny bainga ny voa; foana ny sompitra, mirodana ny trano fitehirizana fa tsy misy intsony ny vary.
Malagasy Bible 1865
Matimaso ao ambanin'ny baingan-tany ny vary nafafy, foana ny sompitra, mirodana ny trano fitehirizam-bary; Fa nalazo ny vary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Matimaso ao ambanin’ny baingan-tany ny vary nafafy, foana ny sompitra, mirodana ny trano fitahirizam-bary fa nalazo ny vary.
malagasy
Matimaso ao ambanin'ny baingan-tany ny vary nafafy, foana ny sompitra, mirodana ny trano fitehirizam-bary; Fa nalazo ny vary.