Joel 1:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indrisy ny fitoreon’ny biby! Very hevitra ny andian’omby satria tsy misy ahitra ho azy; eny, na dia ny andian’ny ondry aman’osy aza dia mijaly noho izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Endrey izany fitolokon’ny biby; Mihoalahoala ny andian’omby, satria tsy manan-kanina izy, miferinaina mbamin’ny andian’ondry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indrisy fa mitoreo ny biby! Mihoalahoala ny andian’omby, satria tsy misy ahitra ho azy. Eny, mihareraka hatramin’ny andian’ondry aza.
Malagasy Bible 1865
Indrisy, ny fitoreon'ny biby! Very hevitra ny omby andiany, satria tsy misy ahitra ho azy; Eny, na dia ny andian'ny ondry aman'osy aza dia mijaly noho ny heloka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indrisy ny fitoreon’ny biby! Very hevitra ny andian’omby satria tsy misy ahitra ho azy; eny, na dia ny andian’ny ondry aman’osy aza dia mijaly noho izany.
malagasy
Indrisy, ny fitoreon'ny biby! Very hevitra ny omby andiany, satria tsy misy ahitra ho azy; Eny, na dia ny andian'ny ondry aman'osy aza dia mijaly noho ny heloka.