Joel 1:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, Ianao no itarainako! Fa efa levon’ny afo ny kijana any an-tany efitra ary nisy lelafo nandoro ny hazo rehetra any an-tsaha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitaraina aminao aho, Iaveh ô, fa levon’ny afo ny kijana an’efitra, voadoron’ny lelafo ny hazo rehetra any an-tsaha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, mitaraina aminao aho fa levon’ny afo ny kijana any an-taniefitra; ary misy lelafo mandoro ny hazo rehetra any an-tsaha.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, Hianao no itarainako, fa efa levon'ny afo ny kijana any an-efitra, ary nisy lelafo efa nandoro ny hazo rehetra any an-tsaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, Ianao no itarainako! Fa efa levon’ny afo ny kijana any an-tany efitra ary nisy lelafo nandoro ny hazo rehetra any an-tsaha.
malagasy
Jehovah ô, Hianao no itarainako, fa efa levon'ny afo ny kijana any an-efitra, ary nisy lelafo efa nandoro ny hazo rehetra any an-tsaha.Na dia ny biby any an-tsaha aza dia mihanahana miandrandra Anao, satria ritra ny renirano, ary efa levon'ny afo ny kijana any an-efitra.