Joel 1:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henoy izao, ry zokiolona! Ary atongilano ny sofinareo, ry mponina rehetra amin’ny tany! Moa mba efa nisy tamin’ny andronareo na tamin’ny andron’ny razanareo va izao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihainoa an’izao ianareo anti-panahy; mitongilàna sofina ianareo rehetra monina amin’ny tany! Mba efa nisy toy izao va tamin’ny andronareo, na tamin’ny andron’ny razanareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba henoy izao, ry loholona; ary atongilano ny sofinareo, ry mponina rehetra eto Joda. Efa nisy toy izao ve tamin’ny andronareo na tamin’ny andron’ny razanareo?
Malagasy Bible 1865
Henoy izao, ry anti-panahy! Ary mandrenesa, ianareo mponina rehetra amin'ny tany! Moa mba efa nisy tamin'ny andronareo na tamin'ny andron'ny razanareo, va izao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henoy izao, ry zokiolona! Ary atongilano ny sofinareo, ry mponina rehetra amin’ny tany! Moa mba efa nisy tamin’ny andronareo na tamin’ny andron’ny razanareo va izao?
malagasy
[Filazana ny loza nanjo, ary fitarainana sy anatra noho izany] Henoy izao, ry anti-panahy! Ary mandrenesa, ianareo mponina rehetra amin'ny tany! Moa mba efa nisy tamin'ny andronareo na tamin'ny andron'ny razanareo, va izao?