Joel 1:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia ny biby any an-tsaha aza dia mihanahana miandrandra Anao satria ritra ny lohasahan-driaka ary efa levon’ny afo ny kijana any an-tany efitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mimamamama miantso Anao hatramin’ny biby dia, satria ny renirano ritra; ny kijana an’efitra levon’ny afo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia ny bibidia aza mitodika miandrandra Anao, satria ritra ny renirano ary levon’ny afo ny kijana any an-taniefitra.
Malagasy Bible 1865
Na dia ny biby any an-tsaha aza dia mihanahana miandrandra Anao, satria ritra ny renirano, ary efa levon'ny afo ny kijana any an-efitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia ny biby any an-tsaha aza dia mihanahana miandrandra Anao satria ritra ny lohasahan-driaka ary efa levon’ny afo ny kijana any an-tany efitra.
malagasy
Na dia ny biby any an-tsaha aza dia mihanahana miandrandra Anao, satria ritra ny renirano, ary efa levon'ny afo ny kijana any an-efitra.