Joel 1:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazao amin’ny zanakareo izao ary aoka hilaza amin’ny zanany kosa ny zanakareo ary ny zanak’ireo kosa indray dia hilaza amin’ny taranaka mandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hilaza izao ianareo amin’ny zanakareo, ny zanakareo amin’ny zanany, ary ny zanak’izy ireo, amin’ny taranaka mandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tantarao amin’ny zanakareo izao, dia hotantarainy amin’ireo zanany; ary ireto kosa hitantara izany amin’ny taranaka mandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Lazao amin'ny zanakareo izao, ary aoka ny zanakareo hilaza amin'ny zanany kosa, ary ny zanak'ireo kosa indray amin'ny taranaka mandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazao amin’ny zanakareo izao ary aoka hilaza amin’ny zanany kosa ny zanakareo ary ny zanak’ireo kosa indray dia hilaza amin’ny taranaka mandimby azy.
malagasy
Lazao amin'ny zanakareo izao, ary aoka ny zanakareo hilaza amin'ny zanany kosa, ary ny zanak'ireo kosa indray amin'ny taranaka mandimby azy.