Joel 1:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay sisan’ny kijeja dia nohanin’ny koraika; ary izay sisan’ny koraika dia nohanin’ny valalavao; ary izay sisan’ny valalavao dia nohanin’ny sompanga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sisan’ny Gazàna nohanin’ny valala; ny sisan’ny valala nohanin’ny ieleka ny sisan’ny ieleka nohanin’ny kasila.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay tsy lanim-panday, hanim-balala; izay tsy lanim-balala, hanim-boangory; ary izay tsy lanim-boangory, hanin-kijeja.
Malagasy Bible 1865
Izay sisan'ny kijeja dia nohanin'ny koraika; Ary izay sisan'ny koraika dia nohanin'ny valalavao: Ary izay sisan'ny valalavao dia nohanin'ny sompanga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay sisan’ny kijeja dia nohanin’ny koraika; ary izay sisan’ny koraika dia nohanin’ny valalavao; ary izay sisan’ny valalavao dia nohanin’ny sompanga.
malagasy
Izay sisan'ny kijeja dia nohanin'ny koraika; Ary izay sisan'ny koraika dia nohanin'ny valalavao: Ary izay sisan'ny valalavao dia nohanin'ny sompanga. [Heb. mpikiky][Heb. mpilelaka] [Heb. mpandany]