Joel 1:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa misy firenena mahery sady tsy hita isa miakatra hamely ny taniko; ny nifiny dia nifin’ny lion-dahy, ary ny vazany dia vazan’ny liom-bavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa misy firenena niakatra tamin’ny taniko sady mahery no tsy hita isa; ka ny nifiny dia nifin-diona; ary ny vazany vazan-diom-bavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa misy andiam-bibikely miakatra mamely ny tanintsika; Tsy hita isa sady mahery ireo, ary mpandravarava sy mpandevona toy ny nifin’ny lion-dahy na toy ny vazan’ny liom-bavy.
Malagasy Bible 1865
Fa misy firenena mahery sady tsy hita isa miakatra hamely ny taniko; Ny nifiny dia nifin-diona, ary ny vazany dia vazan'ny liom-bavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa misy firenena mahery sady tsy hita isa miakatra hamely ny taniko; ny nifiny dia nifin’ny lion-dahy, ary ny vazany dia vazan’ny liom-bavy.
malagasy
Fa misy firenena mahery sady tsy hita isa miakatra hamely ny taniko; Ny nifiny dia nifin-diona, ary ny vazany dia vazan'ny liom-bavy.