Joel 1:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataony simba tokoa ny voaloboko ary notapatapahiny ny aviaviko; nokikisany sy nendahany tanteraka ireny ka nariany, eny, tonga fotsy ny rantsany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nosimbany ny voaloboko; notapatapahiny ny aviaviko; dia nataony makiky sady nazerany ireny; ary tonga tena fotsy mihitsy ny rantsany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nosimbany ny voaloboko ary nopotehiny ny aviaviko. Nokikisany sy nohodirany ireny mandra-pahafotsy ny rantsany.
Malagasy Bible 1865
Nataony simba tokoa ny voaloboko, ary notapatapahiny ny aviaviko; Nataony nakiky tokoa ireny ka nariany, eny, tonga fotsy ny rantsany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataony simba tokoa ny voaloboko ary notapatapahiny ny aviaviko; nokikisany sy nendahany tanteraka ireny ka nariany, eny, tonga fotsy ny rantsany.
malagasy
Nataony simba tokoa ny voaloboko, ary notapatapahiny ny aviaviko; Nataony nakiky tokoa ireny ka nariany, eny, tonga fotsy ny rantsany.