Joel 1:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Midradradradrà toy ny virijiny misikina lamba fisaonana noho ny amin’ny vadin’ny fahatanorany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Midradradradrà ianao toy ny virjiny mitafy lasàka hitomany ny vadin’ny fahatanorany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Midradradradrà ianareo, toy ny vehivavy tanora misaona noho ny amin’ny vady izay vao nampakatra azy.
Malagasy Bible 1865
Midradradradrà toy ny virijina misikindamba fisaonana noho ny amin'ny vadin'ny fahatanorany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Midradradradrà toy ny virijiny misikina lamba fisaonana noho ny amin’ny vadin’ny fahatanorany.
malagasy
Midradradradrà toy ny virijina misikindamba fisaonana noho ny amin'ny vadin'ny fahatanorany.[Heb. lamba malailay]