Joel 2:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsofy ao Ziona ny anjomara! Miantsoa mafy ao amin’ny tendrombohitro masina! Aoka hangovitra ny mponina rehetra amin’ny tany! Fa avy ny Andron’NY TOMPO, eny, efa antomotra izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsofy ao Siôna ny anjomara; ary ampanenoy ao an-tendrombohitra masina ny trômpetra. Ary aoka hangovitra ny mponina rehetra amin’ny tany, fa tonga ny andron’i Iaveh, fa efa antomotra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsofy ny trompetra ary asio antso fanairana, ao Tsiôna tendrombohitro masina. Mangovita ianareo mponina rehetra eto amin’ity tany ity, fa avy ny andron’ny TOMPO; eny, efa akaiky izany.
Malagasy Bible 1865
Tsofy ao Ziona ny anjomara! Ary miantsoa mafy ao an-tendrombohitro masina! Aoka hangovitra ny mponina rehetra amin'ny tany; Fa avy ny andron'i Jehovah, eny, efa antomotra izany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsofy ao Ziona* ny anjomara! Miantsoa mafy ao amin’ny tendrombohitro masina! Aoka hangovitra ny mponina rehetra amin’ny tany! Fa avy ny Andron’NY TOMPO, eny, efa antomotra izany,
malagasy
[Filazana ny loza hanjo, sy fiantsoana ny olona hibebaka] Tsofy ao Ziona ny anjomara! Ary miantsoa mafy ao an-tendrombohitro masina! Aoka hangovitra ny mponina rehetra amin'ny tany; Fa avy ny andron'i Jehovah, eny, efa antomotra izany,