Joel 2:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eo alohany dia mihorohoro ny tany ary mihozongozona ny lanitra; tonga maizina ny masoandro sy ny volana ary tsy mamirapiratra ny kintana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eo anoloan’izy io, mihorohoro ny tany, mihozongozona ny lanitra, mihamaizina ny masoandro amam-bolana, ary mihamaloka ny kintana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo anoloany dia mihorohoro ny tany, mipararetra ny lanitra, mihamaizina ny masoandro sy ny volana ary tsy mamiratra intsony ny kintana.
Malagasy Bible 1865
Eo alohany dia mihorohoro ny tany, ary mihozongozona ny lanitra; Ny masoandro sy ny volana tonga maizina, ary ny kintana tsy mamirapiratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eo alohany dia mihorohoro ny tany ary mihozongozona ny lanitra; tonga maizina ny masoandro sy ny volana ary tsy mamirapiratra ny kintana.
malagasy
Eo alohany dia mihorohoro ny tany, ary mihozongozona ny lanitra; Ny masoandro sy ny volana tonga maizina, ary ny kintana tsy mamirapiratra.