Joel 2:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa na dia ankehitriny aza, hoy NY TOMPO, dia miverena Amiko amin’ny fonareo manontolo, amin’ny fifadian-kanina sy ny fitomaniana ary ny fitarainana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na ankehitriny aza anefa, - teny marin’i Iaveh, - miverena amiko, amin’ny fonareo rehetra, amin’ny fifadian-kanina sy amin-dranomaso amam-pitarainana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny teny hentitry ny Tompo: «Dieny ankehitriny, miverena amiko amin’ny fonareo manontolo: mifadia hanina, mitomania ary manaova fitalahoana.
Malagasy Bible 1865
Koa na dia ankehitriny aza, hoy Jehovah, miverena amiko amin'ny fonareo rehetra ary amin'ny fifadian-kanina sy ny fitomaniana ary ny fitarainana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa na dia ankehitriny aza, hoy NY TOMPO, dia miverena Amiko amin’ny fonareo manontolo, amin’ny fifadian-kanina sy ny fitomaniana ary ny fitarainana.
malagasy
Koa na dia ankehitriny aza, hoy Jehovah, miverena amiko amin'ny fonareo rehetra ary amin'ny fifadian-kanina sy ny fitomaniana ary ny fitarainana.