Joel 2:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no mahalala raha mba hanenina ihany Izy ka hamela fitahiana ao aorianany, dia fanatitra avy amin’ny zavamaniry sy fanatitra aidina ho an’NY TOMPO Andriamanitrareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza moa no mahalala fa tsy mihemotra sy tsy hanenina, ary tsy hamela hitafiana eo aoriany izy, dia ny fanatitra amam-panatitra araraka ho an’i Iaveh Andriamanitsika?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Angamba mety hanenina Izy ka hamela fitahiana ho anareo; dia hisy fanatitra vokatry ny tany sy fanatitra araraka azonareo atao ho Azy TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Fandrao mba hanenina ihany Izy ka hamela fitahiana ao aoriany, dia fanatitra hohanina sy fanatitra aidina ho an'i Jehovah Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no mahalala raha mba hanenina ihany Izy ka hamela fitahiana ao aorianany, dia fanatitra avy amin’ny zavamaniry sy fanatitra aidina ho an’NY TOMPO Andriamanitrareo?
malagasy
Fandrao mba hanenina ihany Izy ka hamela fitahiana ao aoriany, dia fanatitra hohanina sy fanatitra aidina ho an'i Jehovah Andriamanitrareo. [Heb. Iza no mahalala na]