Joel 2:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsofy ao Ziona ny anjomara! Manamasìna andro fifadian-kanina! Miantsoa fivoriana masina!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsofy ao Siôna, ny trômpetra, miantsoa fifadian-kanina, mamoria fiangonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsofy ao Tsiôna ny anjomara, manokàna andro fifadian-kanina, ary miantsoa fivoriambe.
Malagasy Bible 1865
Tsofy ao Ziona ny anjomara, ka manamasina andro fifadian-kanina, miantsoa fivoriana masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsofy ao Ziona* ny anjomara! Manamasìna andro fifadian-kanina! Miantsoa fivoriana masina!
malagasy
Tsofy ao Ziona ny anjomara, ka manamasina andro fifadian-kanina, miantsoa fivoriana masina.