Joel 2:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO dia saro-piaro amin’ny taniny sady miantra ny olony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentanin’ny fahasaro-piaro ny taniny i Iaveh ka namindra fo ny vahoakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tia ny taniny ny TOMPO sady miantra ny vahoakany
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah dia saro-piaro ny taniny sady niantra ny olony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO dia saro-piaro amin’ny taniny sady miantra ny olony.
malagasy
[Ny hitsaharan'ny loza, sy ny hihavian'ny fitahiana] Ary Jehovah dia saro-piaro ny taniny sady niantra ny olony.