Joel 2:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, NY TOMPO niteny tamin’ny olony hoe: Indro, handefa varimbazaha sy ranom-boaloboka ary diloilo vaovao ho anareo Aho ka ho vokin’izany ianareo; ary tsy havelako ho latsa any amin’ny Jentilisa intsony ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly i Iaveh ka nanao tamin’ny vahoakany hoe: «Indro ianareo efa nandefasako vary, sy divay vaovao aman-diloilo, dia ho vokin’izany ianareo; ary tsy hataoko fandatsa any amin’ny firenena intsony ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka mamaly vavaka azy hoe: «Handefa varimbazaha sy divay ary menaka ho anareo AHO. Ho vokin’izany ianareo ka tsy havelako intsony holatsain’ny hafa firenena.
Malagasy Bible 1865
Eny, Jehovah namaly ka nanao amin'ny olony hoe: Indro, hanatitra ny divay sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo ho anareo Aho, ka ho vokin'izany ianareo; Ary tsy havelako ho latsa any amin'ny Jentilisa intsony ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, NY TOMPO niteny tamin’ny olony hoe: Indro, handefa varimbazaha sy ranom-boaloboka ary diloilo vaovao ho anareo Aho ka ho vokin’izany ianareo; ary tsy havelako ho latsa any amin’ny Jentilisa intsony ianareo.
malagasy