Joel 2:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza matahotra, ry tany fambolena, mifalia sy miravoravoa fa manao zava-dehibe NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza matahotra, ry tany, fa mifalia sy miravoravoa, satria nanao zava-dehibe i Iaveh!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza matahotra, ry tany fambolena, miravoravo sy mifalia ianao fa manao zava-dehibe ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Aza matahotra, ry tany fambolena, miravoravoa sy mifalia; Fa manao zava-dehibe Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza matahotra, ry tany fambolena, mifalia sy miravoravoa fa manao zava-dehibe NY TOMPO.
malagasy
Aza matahotra, ry tany fambolena, miravoravoa sy mifalia; Fa manao zava-dehibe Jehovah.