Joel 2:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza matahotra, ry biby any an-tsaha, fa mihamaitso ny kijana any an-tany efitra, mamoa ny hazo ary vokatra ny aviavy sy ny voaloboka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza matahotra, ry biby any an-tsaha, fa ny kijana any an’efitra efa nihamaitso indray, ny hazo, efa namoa; ny aviavy amam-boaloboka nanolotra ny vokany sarobidy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza matahotra, ry biby any an-tsaha, fa mihamaitso ny kijana any an-taniefitra, mamoa ny hazo ary vokatra ny aviavy sy ny voaloboka.
Malagasy Bible 1865
Aza matahotra, ry biby any an-tsaha, fa mihamaitso ny kijana any an-efitra, mamoa ny hazo, ary vokatra ny aviavy sy ny voaloboka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza matahotra, ry biby any an-tsaha, fa mihamaitso ny kijana any an-tany efitra, mamoa ny hazo ary vokatra ny aviavy sy ny voaloboka.
malagasy
Aza matahotra, ry biby any an-tsaha, fa mihamaitso ny kijana any an-efitra, mamoa ny hazo, ary vokatra ny aviavy sy ny voaloboka.