Joel 2:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho feno vary ny famoloana ary hihoatra ny vata fanantazana ny divay sy ny diloilo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho feno vary ny famoloanareo; ary ho tondraka ny divay vaovao aman-diloilo ao amin’ny barìka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa feno varimbazaha ny famoloana; ary mitosaka ny divay sy menaka ka mihoatra ny vata fanantazana azy.
Malagasy Bible 1865
Dia ho feno vary ny famoloana, ary hihoatra ny vata fanantazana ny divay sy ny diloilo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho feno vary ny famoloana ary hihoatra ny vata fanantazana ny divay sy ny diloilo.
malagasy
Dia ho feno vary ny famoloana, ary hihoatra ny vata fanantazana ny divay sy ny diloilo.