Joel 2:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hihinana ianareo ka ho voky, ary hidera ny anaran’NY TOMPO Andriamanitrareo fa mahagaga ny fitondrany anareo; ary tsy ho menatra intsony ny oloko mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hihinana be ianareo ka ho voky, dia hidera ny Anaran’i Iaveh Andriamanitrareo, izay nanao zava-mahagaga ho anareo; ary tsy ho menatra intsony ny vahoakako, na oviana na oviana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hihinan-ko voky ianareo ka hidera Ahy TOMPO Andriamanitrareo, Izay nanao zava-mahagaga taminareo. Ary ny vahoakako, na oviana na oviana, dia tsy ho menatra intsony.
Malagasy Bible 1865
Ary hihinana ianareo ka ho voky dia hidera ny anaran'i Jehovah Andriamanitrareo, fa mahagaga ny fitondrany anareo; Ary tsy ho menatra mandrakizay oloko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hihinana ianareo ka ho voky, ary hidera ny anaran’NY TOMPO Andriamanitrareo fa mahagaga ny fitondrany anareo; ary tsy ho menatra intsony ny oloko mandrakizay.
malagasy
Ary hihinana ianareo ka ho voky dia hidera ny anaran'i Jehovah Andriamanitrareo, fa mahagaga ny fitondrany anareo; Ary tsy ho menatra mandrakizay oloko.Dia ho fantatrareo fa ao afovoan'Isiraely Aho, ary Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, fa tsy misy hafa; Ary tsy ho menatra mandrakizay ny oloko.