Joel 2:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eo anoloany dia raiki-tahotra indrindra ny firenena; mivaloarika ny tarehy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eo anoloan’izy ireo ny firenena, mangovitra matahotra, ny tarehy mivaloarika avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mangovitra eo anoloany ny vahoaka, ka tera-mena avokoa ny endriny.
Malagasy Bible 1865
Eo anoloany dia raiki-tahotra indrindra ny firenena; Ny tarehy rehetra mivaloarika;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eo anoloany dia raiki-tahotra indrindra ny firenena; mivaloarika ny tarehy rehetra.
malagasy
Eo anoloany dia raiki-tahotra indrindra ny firenena; Ny tarehy rehetra mivaloarika; [Na: tera-mena]