Joel 2:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsarapaka tahaka ny lehilahy mahery izy ary mananika ny manda tahaka ny mpiady, samy mandroso amin’izay hitsiny avy ka tsy vaky laharana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihazakazaka hoatra ny olo-mahery izy ireo, mananika ny manda, toy ny lehilahy mpiady, samy mandeha amin’ny lalany avy; fa tsy mifanjevo amin’ny lalana alehany akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny lehilahy mahery ny fihazakazahany ary tahaka ny miaramila mpiady ny fianihany manda. Samy mandeha amin’izay hitsiny izy, fa tsy mivilivily lalana.
Malagasy Bible 1865
Mitsarapaka tahaka ny lehilahy mahery izy ary mananika ny manda tahaka ny mpiady, samy mandroso amin'izay hitsiny ka tsy vaky laharana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsarapaka tahaka ny lehilahy mahery izy ary mananika ny manda tahaka ny mpiady, samy mandroso amin’izay hitsiny avy ka tsy vaky laharana.
malagasy
Mitsarapaka tahaka ny lehilahy mahery izy ary mananika ny manda tahaka ny mpiady, samy mandroso amin'izay hitsiny ka tsy vaky laharana;