Joel 2:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifamoivoy manerana ny tanàna izy, mihazakazaka eny amin’ny manda izy, mananika ny trano izy ary miditra eo am-baravarankely toy ny mpangalatra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miely eran’ny tanàna izy, mihazakazaka eo ambonin’ny manda, mananika ny trano, mitsofoka amin’ny varavarankely toy ny mpangalatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamakivaky ny tanàna izy, mihazakazaka eny amin’ny manda; mianika ny trano izy ary miditra eo am-baravarankely toy ny mpangalatra.
Malagasy Bible 1865
Mifamoivoy eran'ny tanàna izy, mihazakazaka eny amin'ny manda izy, mananika ny trano izy, miditra ao am-baravarankely toy ny mpangalatra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifamoivoy manerana ny tanàna izy, mihazakazaka eny amin’ny manda izy, mananika ny trano izy ary miditra eo am-baravarankely toy ny mpangalatra izy.
malagasy
Mifamoivoy eran'ny tanàna izy, mihazakazaka eny amin'ny manda izy, mananika ny trano izy, miditra ao am-baravarankely toy ny mpangalatra izy.