Joel 3:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary na dia ny mpanompolahy sy ny mpanompovavy aza amin’izany andro izany dia handrotsahako ny Fanahiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na dia ny mpanompo lahy ama-mpanompo vavy aza, handatsahako ny Fanahiko amin’izany andro izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia ny mpanompolahy sy ny mpanompovavy aza dia handatsahako ny Fanahiko amin’izany andro izany.
Malagasy Bible 1865
Ary na dia ny mpanompolahy sy ny mpanompovavy aza dia handatsahako ny Fanahiko amin'izany andro izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary na dia ny mpanompolahy sy ny mpanompovavy aza amin’izany andro izany dia handrotsahako ny Fanahiko.
malagasy
Ary na dia ny mpanompolahy sy ny mpanompovavy aza dia handatsahako ny Fanahiko amin'izany andro izany.