Joel 3:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampodina ho haizina ny masoandro, ary ho ra ny volana, alohan’ny hahatongavan’ny Andron’NY TOMPO, izay sady lehibe no mahatahotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny masoandro hiova ho haizina, ary ny volana ho ra, alohan’ny hahatongavan’ny andron’i Iaveh, izay sady lehibe no mahatahotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho maizina ny masoandro ary ho mena toy ny ra ny volana mialoha ny hiavian’ny andron’ny TOMPO izay andro lehibe sady mahatahotra.
Malagasy Bible 1865
Ny masoandro hampodina ho aizina, ary ny volana ho rà, alohan'ny hahatongavan'ny andron'i Jehovah, izay sady lehibe no mahatsiravina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampodina ho haizina ny masoandro, ary ho ra ny volana, alohan’ny hahatongavan’ny Andron’NY TOMPO, izay sady lehibe no mahatahotra.
malagasy
Ny masoandro hampodina ho aizina, ary ny volana ho rà, alohan'ny hahatongavan'ny andron'i Jehovah, izay sady lehibe no mahatsiravina.Ary na zovy na zovy no hiantso ny anaran'i Jehovah dia ho afa-mandositra; Fa ao an-tendrombohitra Ziona sy any Jerosalema dia hisy sisa afaka, araka izay efa voalazan'i Jehovah, ary izay antsoin'i Jehovah dia ho isan'izay afa-mandositra.