Joel 4:19 — Compare Translations

1 translations compared side by side

malagasy
Egypta kosa ho tonga tany lao, ary Edoma ho efitra foana, noho ny fampahoriana ny taranak'i Joda, dia ny nandatsahany rà marina teo amin'ny taniny.