Joel 4:6 — Compare Translations

1 translations compared side by side

malagasy
Ary ny zanak'i Joda sy ny zanak'i Jerosalema dia namidinareo tamin'ny zanaky ny Grika, hamindranareo azy hanalavitra ny taniny.