John 1:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ireo izay tsy nateraky ny ra na ny sitrapon’ny nofo na ny sitrapon’ny olona fa naterak’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tsy mba nateraka avy amin’ny ra, na ny sitrapon’ny nofo, na ny sitrapon’ny olona ireo, fa nateraka avy amin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izy ireo dia nateraka tsy araka ny fomban’olombelona miankina amin’ny sitrapon-dehilahy, fa araka ny fomban’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
dia ireo izay tsy nateraky ny rà, na ny sitrapon'ny nofo, na ny sitrapon'ny olona, fa naterak'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ireo izay tsy nateraky ny ra na ny sitrapon’ny nofo na ny sitrapon’ny olona fa naterak’Andriamanitra.
malagasy
dia ireo izay tsy nateraky ny rà, na ny sitrapon'ny nofo, na ny sitrapon'ny olona, fa naterak'Andriamanitra.