John 1:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vavolombelona nanambara Azy i Jaona ka niantso hoe: Izy Ilay nolazaiko hoe: Izay avy ao aorianako dia efa tonga eo alohako satria talohako Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanambara Azy i Joany, ka niantso nanao hoe: «Izy ilay nolazaiko hoe: Izay avy ao aoriako dia efa tonga eo alohako, satria talohako Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vavolombelona manambara Azy i Jôhany ka niantso mafy hoe: –Izy no Ilay voalazako hoe: «Ilay tamy aoriako dia lehibe noho izaho, satria efa nisy talohako.»
Malagasy Bible 1865
Jaona nanambara Azy ka niantso hoe: Izy Ilay nolazaiko hoe: Izay avy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vavolombelona nanambara Azy i Jaona ka niantso hoe: Izy Ilay nolazaiko hoe: Izay avy ao aorianako dia efa tonga eo alohako satria talohako Izy.
malagasy
Jaona nanambara Azy ka niantso hoe: Izy Ilay nolazaiko hoe: Izay avy