John 1:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tamin’ny fahafenoany no nandraisantsika rehetra, dia fahasoavana miampy fahasoavana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary avy amin’ny hafenoany no nandraisantsika rehetra fahasoavana miampy fahasoavana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno harem-pahasoavana ilay Teny ka nandraisantsika rehetra fahasoavana tovozin-tsy ritra:
Malagasy Bible 1865
Fa tamin'ny fahafenoany no nandraisantsika rehetra, dia fahasoavana anampy fahasoavana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tamin’ny fahafenoany no nandraisantsika rehetra, dia fahasoavana miampy fahasoavana;
malagasy
Fa tamin'ny fahafenoany no nandraisantsika rehetra, dia fahasoavana anampy fahasoavana.