John 1:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nisy nahita an’Andriamanitra na oviana na oviana; fa ny Zanaka Lahitokana, izay ao an-tratran’ny Ray, Izy no nanambara Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy dia nisy nahita an’Andriamanitra na oviana na oviana; fa ny Zanaka tokana izay ao anatin’ny Ray ihany no hany nanambara Azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nisy nahita an’Andriamanitra na oviana na oviana; fa ny Zanaka lahitokana, Izay Andriamanitra sy miombona tanteraka amin’ny Ray, no efa nanambara Azy.
Malagasy Bible 1865
Tsy nisy nahita an'Andriamanitra na oviana na oviana; fa ny Zanakalahy Tokana, Izay ao an-tratran'ny Ray, Izy no nanambara [Azy].
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nisy nahita an’Andriamanitra na oviana na oviana; fa ny Zanaka Lahitokana, izay ao an-tratran’ny Ray, Izy no nanambara Azy.
malagasy
Tsy nisy nahita an'Andriamanitra na oviana na oviana; fa ny Zanakalahy Tokana, Izay ao an-tratran'ny Ray, Izy no nanambara [Azy].