John 1:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nilaza marina izy fa tsy nandà, ary hoy ny filazany: Tsy izaho no Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nilaza marina izy ka tsy nandà, fa nanao hoe: «Tsy i Kristy aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nandà ny hamaly izy fa nilaza mazava hoe: –Tsy izaho no ilay Mesia!
Malagasy Bible 1865
Ary nilaza marina izy ka tsy nandà, fa hoy ny filàzany: Tsy izaho no Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nilaza marina izy fa tsy nandà, ary hoy ny filazany: Tsy izaho no Kristy*.
malagasy
Ary nilaza marina izy ka tsy nandà, fa hoy ny filàzany: Tsy izaho no Kristy.