John 1:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanontany azy izy ireo hoe: Ahoana ary? I Elia va ianao? Dia hoy izy: Tsy izy aho. Ilay Mpaminany va ianao? Fa hoy izy hoe: Tsia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanontany azy izy ireo nanao hoe: «Iza àry? I Elia va ianao?» Fa hoy izy: «Tsy izy aho.» «Ilay Mpaminany va ianao?» Fa hoy ny navaliny: «Tsia.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanontany azy ry zareo hoe: –Ahoana àry? I Elià ve ianao? Dia novaliany hoe: –Tsy izy aho! Ka hoy ireo taminy: –Ilay Mpaminany ve ianao? Fa novaliany hoe: –Tsia!
Malagasy Bible 1865
Ary izy ireo nanontany azy hoe: Ahoana ary? Elia va ianao? Fa hoy izy: Tsy izy aho. Ilay Mpaminany va ianao? Fa izy namaly hoe: Tsia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanontany azy izy ireo hoe: Ahoana ary? I Elia va ianao? Dia hoy izy: Tsy izy aho. Ilay Mpaminany va ianao? Fa hoy izy hoe: Tsia.
malagasy
Ary izy ireo nanontany azy hoe: Ahoana ary? Elia va ianao? Fa hoy izy: Tsy izy aho. Ilay Mpaminany va ianao? Fa izy namaly hoe: Tsia.