John 1:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ireo taminy: Iza ary ianao mba hitondranay valiny ho any amin’izay naniraka anay? Lazainao ho iza moa ny tenanao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy izy ireo taminy: «Iza àry ianao, mba hitondranay valy amin’izay naniraka anay? Ataonao ho iza ny tenanao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay ry zareo dia niteny tamin’i Jôhany hoe: –Iza àry ianao, mba hitondranay valin-teny any amin’izay naniraka anay? Lazainao ho iza ny tenanao!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ireo taminy: Iza ary ianao? mba hitondranay valiny ho any amin'izay naniraka anay. Lazainao ho iza moa ny tenanao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ireo taminy: Iza ary ianao mba hitondranay valiny ho any amin’izay naniraka anay? Lazainao ho iza moa ny tenanao?
malagasy
Dia hoy ireo taminy: Iza ary ianao? mba hitondranay valiny ho any amin'izay naniraka anay. Lazainao ho iza moa ny tenanao?