John 1:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: «Izaho dia feon’ny miantso mafy any an-tany efitra hoe: Ataovy mahitsy ny lalan’NY TOMPO» (Isa 40.3), araka izay nolazain’Isaia mpaminany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy: «Izaho no feon’ny miantso any an’efitra hoe: Ahitsio ny lalan’ny Tompo, araka izay voalazan’i Izaia mpaminany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy izy: –Izaho no «feon’olona miantso mafy ao an-taniefitra hoe: ahitsio ny lalan’ny Tompo », araka ny tenin’i Isaià mpaminanin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy: Izaho dia feon'ny miantso mafy any an-efitra hoe: Ataovy mahitsy ny lalan'i Jehovah (Isa. 40. 3), araka izay nolazain'Isaia mpaminany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: «Izaho dia feon’ny miantso mafy any an-tany efitra hoe: Ataovy mahitsy ny lalan’NY TOMPO» (Isa 40.3), araka izay nolazain’Isaia mpaminany.
malagasy
Dia hoy izy: Izaho dia feon'ny miantso mafy any an-efitra hoe: Ataovy mahitsy ny lalan'i Jehovah (Isa. 40. 3), araka izay nolazain'Isaia mpaminany.