John 1:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanontany an’i Jaona indray ireo hoe: Nahoana ary ianao no manao batisa raha tsy ianao no Kristy na i Elia na ilay Mpaminany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanontany azy indray ireo ka nanao taminy hoe: «Nahoana àry ianao no manao batemy raha tsy i Kristy, na i Elia, na ilay Mpaminany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanontany azy hoe: –Nahoana àry ianao no manao batisa, raha toa tsy ianao no ilay Mesia na i Elià na ilay Mpaminany?
Malagasy Bible 1865
Dia nanontany azy ireo ka nanao taminy hoe: Nahoana ary ianao no manao batisa raha tsy ianao no Kristy, na Elia, na Ilay Mpaminany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanontany an’i Jaona indray ireo hoe: Nahoana ary ianao no manao batisa raha tsy ianao no Kristy na i Elia na ilay Mpaminany?
malagasy
Dia nanontany azy ireo ka nanao taminy hoe: Nahoana ary ianao no manao batisa raha tsy ianao no Kristy, na Elia, na Ilay Mpaminany?