John 1:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namaly azy ireo i Jaona hoe: Izaho dia manao batisa amin’ny rano; fa eto aminareo misy Iray izay tsy fantatrareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka novalian’i Joany hoe: «Izaho manao batemy amin’ny rano; fa eo aminareo misy anankiray tsy fantatrareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka novalian’i Jôhany hoe: –Ny ahy, ao amin’ny rano no anaovako batisa; fa eo anivonareo misy olona anankiray tsy fantatrareo,
Malagasy Bible 1865
Jaona namaly azy ka nanao hoe: Izaho manao batisa amin'ny rano; fa eto aminareo misy Anankiray Izay tsy fantatrareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namaly azy ireo i Jaona hoe: Izaho dia manao batisa amin’ny rano; fa eto aminareo misy Iray izay tsy fantatrareo,
malagasy
Jaona namaly azy ka nanao hoe: Izaho manao batisa amin'ny rano; fa eto aminareo misy Anankiray Izay tsy fantatrareo,